Login

Login

Fantatrao ve ny atao hoe « mème internet » ?

Publié le 

16 August 2017

 dans 

par admin

Efa maro amintsika mpampiasa aterineto no efa nahita ny teny hoe « mème internet » tamin’ireo tranonkala maro isan-karazany na tamin’ny tamban-jotra sosialy, nefa mbola tsy mahalala ny tena dikany. Ao ihany koa ireo efa nahita  maro nefa tsy nahalala hoe itony kay izany  «mème internet» izany.

Raha ara-piforona-teny, ny hoe « mème » dia avy amin’ny teny anglisy hoe « meme »  izay kasinga iray mora fantatra ary ampitaina amin’ny alalan’ny fakana tahaka fihetsika izay ataon’ny olona iray ho an’ny olona hafa.  Amin’ny ankapobeny, ny « mème internet » dia sary iray na horonan-tsary izay, na lahatsoratra kely mazàna mahatsikaiky izay miteraka valan-jendana, na « buzz », amin’ireo karazana tamban-jotra maro mampiasa ny aterineto. Entina ampitaina hafatra somary mampihomehy ilay izy rehefa misy tranga iray ka havadika mahatsikaiky dia izay izy no « mème internet ». Ankehitriny àry dia saika ahitana azy ireny avokoa na tambajotra sôsialy, na tranonkala, na bilaogy.

Commentaires

commentrtaires

Autres articles récents

Colloque sur le Digital à Toamasina

À la date du  20 juillet 2019 dernier, Social Media Watchdog Madagascar a partagé avec les jeunes de Tamatave à propos du Social Marketing dans le cadre

Mot du président

Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.