Se connecter

Se connecter

Ireo karazana tambanjotra sosialy vitsivitsy

Publié le 

18 août 2017

 dans 

par admin

Efa fanta-daza hoan’ireo mampiasa aterineto eto Madagasikara ary mitana ny laharana voalohany eran-tany ny Facebook raha tambajotra sosialy no resahina. Ankoatra azy io nefa dia efa maro ihany koa ireo Tambajotra sosialy ampiasain’ireo mpampiasa aterineto toy ny: Instagram, Twitter, Snapchat, Pinterest, Linkedln, Youtube, Google Plus, Viadeo sy ny maro hafa tsy ho voatanisa.

Ny tena andraikitra fototra hoan’ireny tambajotra sosialy  ireny dia ny fifandraisana sy ny fizaram-baovao fa ny sehatra misy azy fotsiny no mety samihafa. Misy amin’izy ireny no misehatra amin’ny fampirantiana sy sary, toy ny Instagram sy ny Pinterest. Ao ihany koa nefa ireo natokana hifampiresahana sy hampivelarana ny sehatry ny asa fotsiny toy ny Linkedln sy Viadeo. Misy kosa nefa dia antso sy hafatra miafina ary sary ifandefasana ihany no azo atao anatiny; isan’ireny ohatra ny WhatsApp, ny Hangout ary ny Skype. Farany, Youtube dia sehatra iray ifampizarana rindratsary sy hira ary vaovao malaza eran-tany. Tsy ireo ihany anefa fa mbola Maro ireo karazana tambanjotra sosialy hafa. Mora kokoa ny sandam-pifandraisana na amin’ny alalan’ny antso izany na hafatra. Nefa izao no tsarovy ary  tokony atao mby an-tsaina foana raha vao miresaka aterineto: fa ampiasaina amin’ny mahasoa sy antonony izy ireny fa tsy sanatria tsy ho fitaovana hamitahana na hanaparitahana firehana tsy mendrika.

Commentaires

commentrtaires

Autres articles récents

Colloque sur le Digital à Toamasina

À la date du  20 juillet 2019 dernier, Social Media Watchdog Madagascar a partagé avec les jeunes de Tamatave à propos du Social Marketing dans le cadre

Mot du président

Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.