Ny alahady teo dia nandefa tweet, na ireny hafatra alefa amin’ny alalan’ny tambanjotra sosialy twitter ireny I Barack Obama manoloana ny tranga tao Charlottesville. Ary dia nomontsan’ity tweet nalefan’ny filoha amerikanina teo aloha teo indray ny isan’ny « tiako » na ny « likes » na « j’aime » teo amin’ny tantaran’ny twitter.
« tsy misy olona nateraka hankahala olona hafa noho ny lokon’ny odiny, na ny fihaviany, na ny fivavahany» Barack Obama
“No one is born hating another person because of the color of his skin or his background or his religion…” pic.twitter.com/InZ58zkoAm
— Barack Obama (@BarackObama) 13 août 2017